dimanche 21 décembre 2025

Tompo Jesosy ô, 

tsy haiko hoe ahoana no hivoahana ao anatin'ny sedra atrehako, fa haiko hoe Ianao afaka manisy lalana ho ahy. 

Misaotra mampahatsiahy ahy hoe raha misy zavatra tsy vitako intsony dia Ianao mbola mahavita ihany .

Eny, satria Ianao no lalana sy fahamarinana ary fiainana.
.
(HopeFull Home)
-

🔴 Son bannissement : notre admission  ✨Sortons hors du camp pour aller à lui. Dans le seizième chapitre des Lévitiques, nous lisons à propo...